]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Edimbourg, Ecosse, 12.09.2022. Lamesa ho an’ny Mpanjakavavy Elisabeth II tao amin’ny Katedraly Saint-Gilles. SARY FAHATSIAROVANA

Edimbourg, Ecosse, 12.09.2022. Lamesa ho an’ny Mpanjakavavy Elisabeth II tao amin’ny Katedraly Saint-Gilles. SARY FAHATSIAROVANA

Rehefa nialy avy tao amin’ny Lapan’ny Holyroodhouse ny nofo mangatsiaky ny Mpanjakavavy Elisabeth II, ny Talata 12 Septambra 2022, dia nentina tao amin’ny Katedraly Saint-Gilles ao Edimbourg, any Ecosse, nanaovana Lamesa nanomezam-boninahitra an’Andriamanitra sy ho an’ny fialan-tsasatry ny fanahin’ity Mpanjakavavy tsy hanam-paharoa eto amin’ity tany fandalovana ity : 96 taona izy no niamboho rehefa nanjaka nandritran’ny 70 taona (1952-2022).

Rariny raha omen’ny Madagate voninahitra izy amin’ny alalan’ny sary nalaiko tamin’ny alalan’ny BBC News izay isaorana manokana eto.

Tafiditra amin’ny Tantaran’ny Zanakolombelona ny Tantaran’ny Mpanjakavavy Elisabeth II fa ny ho an’ireo tany miteny anglisy fotsiny ihany.

Ny vadiny, Philip Mountbatten (10 jona 1921-9 avrily 2021), sy ny zanany vavy, Anne of United Kingdom, dia efa nitsidika an’i Madagasikara.

Jeannot RAMAMBAZAFY

+ + + + + + +

Mis à jour ( Lundi, 19 Septembre 2022 06:28 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30