]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Manifestation Madagasikara. Fitondrana Hvm mamono olona ary miady amam-paty

Madagasikara. Fitondrana Hvm mamono olona ary miady amam-paty

Tena izay tsy nitomany omaly teo Analakely aloha dia sady fo vato no devoly latsaka an-tany. Izay ihany. Torak'izany koa ireo hikasa na efa nanoranora-poana sy niteniteny izay saim-pantany: tsy papanareo, tsy zanakareo, tsy havanareo koa moa no maty voatifitra ny sabotsy 21 Avrily 2018 mantsy Ă´ ? Mandini-tena ary tsarovy ny ratsy natato rehefa handondom-baravarana ao aminareo Rafahafatesana.Tena tezitra aho fa kosa tsy hanota toa anareo satria matahotra an'Andriamanitra ny aty aminay.

Ka tsy ho asiako resa-be intsony fa avelao ny sary hiteny. Ho avy manaraka ihany ny vidéos.


Fa nazava ny fanambaran’i Fiandraza, Lehibem-paritra teo aloha avy any Ambovombe. Ingahy Hery Rajaonarimampianina no nanome baiko nampamono sy nampandratra ireo olona ireo. Ary miombon-kevitra amin’ny maro an’isa izy fa tokony mametra-pialàna i Hery satria na hitady fifampiresahana dia efa tara loatra satria tsy hisy olona handray ny tanàny mihosin-drà (lio). Henohy izy io ambony io.

Jeannot Ramambazafy sy Harilala Randrianarison

Mis Ă  jour ( Mardi, 24 Avril 2018 15:49 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30