]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Monde malgache Communauté Malagasy Madagasikara. Antso ho an’ny Tily rehetra manoloana ny voina misy eto amin’ny firenena

Madagasikara. Antso ho an’ny Tily rehetra manoloana ny voina misy eto amin’ny firenena

Miarahaba an’ise amin’ny fo feno fitiavana sy amin’ilay naniraka antsika,
Iarahantsika mahalala ny «Andro ratsy» nandalo teto Madagasikara tamin’ity herinandro ity, izay niteraka voina maro hatramin’ny namoizana ain’olona. Indrisy nisy beazina «voronkely» (skoto protestanta zazavavy, 6-12 taona) aza tamin'ireo, ankoatr’izay mety tsy mbola fantatra.
Manao ANTSO AVO amintsika TILY rehetra manerana ny Nosy, mba hanao soroka miara-milanja, tongotra miara-mamindra, hanao ASA SOA sy HIROTSAKA amin’ny FIARAHA-MONINA izay misy antsika tsirairay avy. Tsy voatery hifampiandry sy hifampitaona isika fa araka izay tandrifiny avy, mandra-piandry ny fandaminana mety iarahana amin’ny Faritany.

Ho fijoroantsika vavolombelona dia samy hanao marika skoto isika mandritry ny fifanampiana, manao fehi-tenda ohatra, kanefa kosa tsy atao sakana raha toa misy asa maika mila irotsahana.

Manentana ny Ray aman-dreny, Sakaiza, Tranainy sy mpikambana rehetra, samy hanangona izay mety azo ifanampiana amin’ireny tra-boina ireny, ka samy handamina fotoana ny isam-paritany amin’ny fizarana izany amin’izy ireo, toy ny akanjo, kiraro, lamba, fitaovam-pihinanana, sy kojakoja ao an-tokantrano samihafa.

Tsy mitsahatra isika mivavaka ho an’ny Firenentsika, mba homban’Andriamanitra mandrakariva ny olony.

«Fitiavana ny namana, no ekeko izao»
Ny Tompo anie hanafy hery,
Tànana havia.
Michel RAOELIJAONA (Kalia MIARITRA)
Filoha Foibe Tily eto Madagasikara

* * * * * * * * *

Communiqué de presse | Appel à mobilisation

Tous les scouts Tily, dans toutes les régions de Madagascar touchées par les dernières intempéries, sont appelés à venir en aide aux communautés dans le besoin, et aux victimes dans leur entourage respectif.
L'engagement citoyen et l'entraide sont au coeur de la Promesse scoute, et une manière pour chaque jeune Tily de contribuer à l'atteinte des ODD.

Mis à jour ( Vendredi, 24 Janvier 2020 16:01 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30