]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos Madagasikara Coronavirus, 08.04.2020. 93 no manana covid-19, tsy misy ny maty na iray aza

Madagasikara Coronavirus, 08.04.2020. 93 no manana covid-19, tsy misy ny maty na iray aza

ALAROBIA 08 Aprily 2020, 12 ORA. 93 ny totalin’ireo olona voatily manana ilay soritr’aretina covid-19 ka ny iray amin’izy ireo dia mila fikarakarana manokana satria semposempotra.

6 no vaovao amin’izy ireo ka mitsinjara toa izao : 2 any Amin’ny Faritra Analanjirofo ary 2 eto Antananarivo Renivohitra. «Cas contacts» ny 5 ary 1 nandeha fiaramanidina AF 934.

Fa ny vaovao mahafaly dia 11 amin’ireo 93 ireo no sitrana soa aman-tsara ary tsy misy ny aina nafoy hatreto eto Madagasikara.

 

Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Mercredi, 08 Avril 2020 12:53 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30