]
Les quotidiens du 30 Apr 2025
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Filoha Andry Rajoelina 2025 : ACTA NON VERBA

Filoha Andry Rajoelina 2025 : ACTA NON VERBA

ACTA NON VERBA. Teny latina midika hoe ASA FA TSY KABARY. Torak’izany koa ny eto aminy MADAGATE.ORG

Hajanona ny « commentaires » fa aleho ny sary no hiteny. Efa misy vidéo rahateo io ambony io, ho an’izay tena tia tanindrazana tsy manam-potoana hanenjika rivotra efa 6 taona izao.

Tsiahiviko eto fa hivoaka amin’ity volana Janoary ity ny boky momban’i Fanirisoa Ernaivo…

Fa arahabaina daholo ianao mpamaky tsy tapaka an’ny madagate izay efa ho 24 taona nisy teto amin'ny Internet, amin’ny 13 Febroary ho avy. Satria tokoa, ny 13 Febroary 2001 no niseho voalohany ity gazety "en ligne" ity.

20 Mais si ton ennemi a faim, donne-lui Ă  manger ; s'il a soif, donne-lui Ă  boire ; car en agissant ainsi, ce sont des charbons ardents que tu amasseras sur sa tĂŞte. 21 Ne te laisse pas vaincre par le mal, mais surmonte le mal par le bien. ROMAINS 12

Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Mercredi, 01 Janvier 2025 15:09 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Papa François. Nodimandry ny 21 avrily 2025 maraina, teo amin’ny faha-88 taonany

 

DECES DE SEM RIJA RAJOHNSON. COMMUNIQUÉ DE L’AMBASSADE DE LA RÉPUBLIQUE DE MADAGASCAR EN FRANCE

 

Mandroseza, 18.04.2025. Président Andry Rajoelina, un grand bâtisseur ayant un programme bien défini, et du... répondant face aux beaux parleurs pas patriotes pour un sou.

 

Ambohimanoro. Orchestre Symphonique Saint Paul. Concert de Pâques le 26 avril 2025 à 15h

 

BASE TOLIARA. FANTARO ALOHA… Voazara ny boky ho an’ny tranom-boky lehibe roa eto Antananarivo.

 

BASE TOLIARA. FANTARO ALOHA… BOKY NOSORATAN'I JEANNOT RAMAMBAZAFY

 

Wednesday Morning Group Madagascar. Et de 7 pour le Salon du Chocolat et de la Gourmandise, le 12 avril 2025 au Carlton Anosy

 

Président Andry Rajoelina. Islam : discours de fin du Ramadan 2025 à Madagascar

 

Colonel Charles Andrianasoavina. Parcours d'un... combattu,. Dernier livre historique de Jeannot Ramambazafy sur AMAZON

 

CHAN 2025. Tafiakatra amin'ny dingana famaranana ny Barea tarihin'ny Kapiteny NINA