]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Président Andry Rajoelina 2024. Firarian-tsoa sy Faniriana – Vœux et Souhaits

Président Andry Rajoelina 2024. Firarian-tsoa sy Faniriana – Vœux et Souhaits

« Ny faniriana apetrako dia Andriamanitra anie hitantana ny diantsika tsirairay avy mandritra ity taona vaovao ity. Izy no hanome antsika fahendrena amin’ireo fanapahan-kevitra rehetra ho raisintsika handresena ireo sakana sy velam-pandrika. Hiaro antsika amin’ny fampisaratsarahana sy ny famadihana. Ka ny fitiavan-tanindrazana sy ny fanompoana firenena no hanjaka sy hameno ny fontsika fa tsy ny fikasana tombontsoa manokana.

Enga anie Izy hanome antsika fahasalamana sy tanjaka hahavitantsika ny asa fampandrosoana ho an’ny firenena mba hikatsahana hatrany ny soa iombonana. Koa ho firenena milamina sy mandroso i Madagasikara. Ho taona fanatanterahana ny fanamby amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara anie ity taona 2024 ity.

Ary mankasitraka sy mankatelina anareo amin’ny firariantsoa.

Mirary taona vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra ».

 

* * * * *

« En cette nouvelle année, j’exprime le vœu que le Seigneur guide chacun de nos pas chaque jour ; nous accorde la sagesse de prendre les décisions éclairées et la force nécessaire pour surmonter les obstacles ; nous protège des divisions et des trahisons.

Que la loyauté, l'amour de servir la nation remplissent nos cœurs à la place des intérêts personnels. Qu’Il nous accorde santé et force pour accomplir nos tâches au service de notre pays et pour le bien commun.

Que Madagascar soit un pays prospère et paisible. Que cette année soit une étape vers la concrétisation de nos défis et projets.

Et merci pour vos vœux et souhaits.

Bonne année pleine de réussite et d'accomplissements à vous tous ! ».

Mis à jour ( Mercredi, 03 Janvier 2024 12:45 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30