]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Interview Ny Filoha Andry Rajoelina : « Mila olona tia Tanindrazana i Madagasikara »

Ny Filoha Andry Rajoelina : « Mila olona tia Tanindrazana i Madagasikara »

VIDEO AMIN'NY TENY MALAGASY ETO

Izany ny anisan'ny fanambarana nataon'ny Filohan'ny Tetezamita, Andry Rajoelina, teo amin'ny micro-ny Antenne Réunion (Nosy La Réunion). Nisy fanambarana afa koa no voalazany ka ireto avy ny hevi-dehibe tamin'izany fanambarana izany.

ETO KOSA IZY REHETRA AMIN'NY TENY FRANTSAY

Mikasika ny rivo-doza Haruna :

« Efa voafehy ny fahavoazana amin'izao fotoana izao ary efa mandroso mankany amin'ny fiainana andavanandro ny mponina ».

Mikasika ny tsy fandriampahalemana :

« Voageja izy io fa ny tsy fananan'asa no mahatonga ny tsy fandriampahelamana mbola mibahana ».

Mikasika ireo miaramila nalefa nanao « mission » nefa tsy nanohy intsony :

« Ireny no lasa jiolahy amin'izao fotoana izao ».

Mikasika ny fizahantany mamoafady (« tourisme sexuel ») :

« Ny fiadiana amin'io no laharam-pahamehan'ny fitondrana tetezamita. Nisy ny fifanarahana natao mba ho tanteraka ny fanasaziana izany fizahantany mamoafady izany. Maro ihany ireo mpizahantany nahiditra am-ponja, tratra nanao izany, ary efa misy ny fanabezana sy ny fahapantàrana eny anivon'ireo hotely maneranana ny Nosy ».

Mikasika ny fifidianana ho avy :

« Mila olona tia Tanindrazana ary vonona hilofo amin'izany ho an'ny Tanindrazana. Ny faniriako dia tsy maintsy tontosa amin'ity taona ity ny fifidianana. Raha ny tenako manokana dia vonona hilatsaka aho, amin'ny taona 2018. Ary hiverina aho ka hitondra praogramam-pandrosoana ho an'ny 20 taona manaraka ».

 

Nandray sy nandika : Jeannot Ramambazafy, 03 Avrily 2013

 

 

Mis à jour ( Mercredi, 03 Avril 2013 20:30 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30