]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Edito et News Eliane Naika : mavandy avao !

Eliane Naika : mavandy avao !

Email Imprimer PDF

Eliane Naika : vehivavy mira vazaha toa izao ihany rangahy dia tsy menatra mamafy lainga maivana dia maivana. Fa inona loatra e ?!

Fa dia nataon'Ingahy Ravalomanana inona loatra re ireto vehivavy ireo e ! Ao i Me Hanitra Razafimanantsoa manambara fa novidian'ny Tiko daholo ny tany nanamboarana ny "Temple du rugby" sy ny hopitaly vaovao. Tsy eto Antananarivo ihany fa na any amin'ny faritany aza. Fa maninona, rehefa ho tokanana ireo foto-drafitr'asa ireo vao taitra tampoka eo ianao ramatoakely ? Maninona tsy ilay ianao nibodo (sy nahazo aloha e!) ny toerana filoha lefitra ao amin'ny CT no nanambara izany ?

Dia ity indray i Eliane Naika fa dia mavandy avao (mandainga tsotra izao). Ianareo fatra fahanan'ireo vehivavy ireo lainga dia tokony hitaky porofo mazava fa tsy arirarira fahatany toa tsy olombelona manan-tsaina. Marina e ! Vakio tsara ireto manaraka ireto.

LE PRESIDENT MARC RAVALOMANANA EN POSSESSION DE SON PASSEPORT

Ces derniers temps, des rumeurs sont véhiculées par certains médias  que les avocats du Président Marc Ravalomanana vont réclamer auprès de la Cour Constitutionnelle sud-africaine la restitution de son passeport.

Nous tenons à confirmer que ces allégations ne sont que de fausses informations propagées pour discréditer le Président Marc Ravalomanana et démotiver ses partisans.

La Cour Constitutionnelle sud-africaine ne lui a jamais retiré ce document de voyage. Le Président Marc Ravalomanana est toujours en possession de son passeport.

NAIKA Eliane, 23 novembre 2012


Io ambony io no porofo fa mavandy avao i Eliane Naika. Asa ho aiza loatra izy amin'izao fomba ratsy izao. Tsy izany no fomba hiarovana an'i Dada haomby fa vao maika handetika azy io.

Izao ny dikany io teny anglisy io :

Tamin'ny volana Septambra 2012 no nalain'ny fanjakana afrikana atsimo ny pasipaoron'i Marc Ravalomanana ka tsy afaka miala ao Afrika Atsimo izy raha tsy hoe hamonjy fivorianam-paritra manodidina (ary fivorana karakain'ny Sdac, mazava ho azy izany). Ho mazava kokoa dia ny fitsarana any no nandidy ny fanjakan'i Jacob Zuma hitazona io pasipaoro io. Ny sisa dia avelao ianareo mandika azy, satria mahay mamorona daholo rehefa hiaro an'i Ravalomanana izay manao fitaovana anareo fotsiny ihany. Eny, na ry Brian Currin aza. Vola io kou !

Tsy hoe tsy mahay miteny anglisy i Ramatoa Naika fa minia mamadika resaka, mandainga, mavandy avao !

Tadidiko tsara ny afatry ny Kolonely Richard Ratsimandrava : « Lazao daholo izay tianareo lazaina fa izao : asa mandainga ! ». Asa, hiampy ny voninahitra sy ny harenan-dry Eliane Naika sy Me Hanitra Razafimanantsoa ?

Jeannot Ramambazafy – 24 Novambra 2012

Mis à jour ( Samedi, 24 Novembre 2012 14:19 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30