]
Les quotidiens du 24 Apr 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Rolly Mercia. La complainte d’un damné en franco-malagasy

Rolly Mercia. La complainte d’un damné en franco-malagasy

Ici-bas, il existe des créatures qui, après avoir craché leur venin sur autrui -sur des compatriotes qui plus est-, font comme si de rien n’était, espérant sans doute le grand pardon et, pourquoi pas -puisque nous sommes au pays de tous les impossibles-, un troisième portefeuille ministériel sous la présidence d’Andry Rajoelina qu’il a littéralement lacéré verbalement, ses enfants qu’il a traité de « fils de putschiste » en prime. Voici, traduite en français, sa prose après la confirmation officielle de l’élection de l’ancien maire de la ville d’Antananarivo et ancien président de la 6è transition de Madagascar. Mais de qui diable s’agit-il ? De Rolly Mercia ou Harry Laurent Rahajason pour l’état-civil, évidemment. Ci-après le texte original en malgache, posté sur son compte Facebook le 9 janvier 2019, suivi de sa traduction en français :

« Miarahaba antsika rehetra ! Vita izay ny famotorana. Anjaran'ny Fitsarana no mijery izay ho tohiny. Hajaina tanteraka izy amin’izany. Vita koa izay ny fifidianana. Nivoaka ny valim-pufidianana raikitra. Mila ary tsy maintsy manaiky an'izany ny rehetra ho fanandratana avo ny fankatoavana lalàna sy ny tany tan-dalàna ary koa ny tombotsoany Firenena. Koa arabaina am-panajana Atoa RAJOELINA Andry Nirina izay notapahan'ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana fa voafidy ho Filohampirenena. Mirary azy hahavita soa hoan'ny Tanindrazana.

Ny fijery sy fomba politika no tsy itovizantsika fa ny fitiavana hampandroso Firenena dia iraisana. Mila rivo-baovao Madagasikara. Ka ny tenako manokana dia hifantoka tanteraka sy manontolo amin’izay amin’ny asan-gazety fotsiny ihany manomboka izao ka hametraka ao aorianako ny fanaovana politika. Tsy adino ny zava-dehibe indrindra: mirary antsika Vahoaka Malagasy manontolo hahita soa sy fahombiazana amin’izay rehetra atao. Misaotra sy mankasitraka antsika rehetra tsy ankanavaka »./.

Rahajason Harry Laurent (Rolly Mercia)

TRADUCTION

Bonjour à tous !

L’enquête a été achevée (Ndlr : Rolly Mercia a fait l’objet d’une plainte pour incitation à la haine via radiodiffusion, entre autres, et est frappé d’une IST -Interdiction de sortie du territoire). Il appartient désormais à la Justice de statuer et il faut respecter sa décision. L’élection présidentielle s’est également achevée. Les résultats ont officiellement été proclamés. Nous sommes tous obligés d’accepter ces résultats afin d’élever très haut le respect de la loi et de l’Etat de droit mais aussi de l’intérêt de la Nation. Aussi, félicitations à monsieur Rajoelina Andry Nirina qui a été élu Président de la République selon la décision de la Haute cour constitutionnelle. Meilleurs vœux de souhait de réussite pour le bien de la Nation.

Nous ne partageons pas la même vision ni la façon de la faire de la politique mais nous avons en commun notre amour pour développer le pays. Madagascar a besoin d’un nouveau souffle. Personnellement, et à partir de maintenant, je vais me focaliser uniquement sur le seul travail de journaliste, et je vais laisser derrière moi la pratique de la politique. Je n’oublie pas le plus important : je souhaite à nous, peuple malgache, tout entier, pleine réussite dans tout ce que nous entreprendrons. Merci infiniment à vous tous sans exception./. Fin de traduction

Une vraie complainte de damné car Rolly Mercia ex-ministre n’a ni fait du journalisme, dans le vrai sens du terme, ni pratiqué la politique telle qu’on peut en connaître la définition. Un seul exemple vous fera comprendre que ce n’est qu’un triste énergumène qui a usé et abusé d’un pouvoir qu’on lui a prêté pour tenter d’éliminer des « ennemis » de ses bailleurs de fonds, en dehors de son salaire de ministre. Par deux fois -et même une troisième fois- ce ministre dit « coach » de la région Boeny incluant la ville de Mahajanga a tenté de renverser le maire élu sous l’étiquette Mapar, Mokhtar Salim Andriantomanga. C’était en avril 2018, après l’interdiction donnée à Andry Rajoelina de venir dans la Cite-des-Fleurs pour inaugurer des travaux réalisés par le maire en question.

Argent distribué à tout-va en guise de « motivation » et avec 11 conseillers municipaux -sur 19- qui semblaient acquis à sa cause, Rolly Mercia était tellement sûr de la réussite de son coup d’état personnel qu’il s’en vanta à la radio Antsiva. C’était le 12 avril 2018. Mais le lendemain 13 avril, il déchanta très vite car 10 conseillers municipaux votèrent pour le maintien du Maire Mokhtar. Camouflet pour ce ministre coach qui tentera le coup une nouvelle fois, en catimini. Mais il le loupera définitivement, le conseil municipal ayant été dissous, ce qui est permis par la loi.

Ci-après, la transcription des déclarations de ce clown triste de Rolly Mercia, que j’avais pris soin d’enregistrer. Il était ministre de la Communication à l’époque. C’était le 12 avril 2018, sur la radio Antsiva FM 97.6. J’ai décidé de le publier dans sa version originale, c’est-à-dire en malgache, d’où le titre de ce dossier, et que les Francophones se fassent traduire ce « raharahan-gasy » dixit Rolly Mercia lui-même. Mais en résumé, ce n’est qu’un monceau de saletés sur la tête d’Andry Rajoelina, officiellement élu président de la république de Madagascar, après la proclamation des résultats par la HCC, le 08 janvier 2019. Effectivement, quel que soit la langue (de vipère) utilisée : si les paroles s’envolent, les écrits demeurent (« Ny teny mandalo fa ny soratra mitoetra »).


« (…) Kolonely Lylyson (Senatora voafidy avy amin’iny faritra Boeny iny), asaina miteny mihitsy hoe: avia rey olona anao ville morte et patati et patata. Izany hoe ampisy perturbation ny ordre public eto an-antampon-tanànan’Antananarivo eto. Nony voan’ny mandat d’arrêt angaha niteny ilay naniraka azy, ilay patron politikany angaha niteny. Tsy niteny ange e! Amin’ny maha mpilalao angaha nandritran’ny efa-taona izy niteny mihitsy. Mampilalao ny olony fotsiny dia izay olona voa ao dia voa ao, f’angaha izy miteny mihitsy. Izao amin’ izay ohatran’izy indray no Messie avy any dia arebirebiny ny olona rehetra. Messie ahoana ianao? Angaha tsy tadidinao ny nataonao teto ? Samy fankaha… (notapahany tampoka ny teniny) ity anie tanàna kely e! Samy Malagasy anie isika e! Dia maninona no mandrebireby vahoaka ohatr’izany? »

Nametraka fanontaniana teto ny namana mpanao gazety Michel Ralibera mikasika ny ben’ny tananàn’i Mahajanga. Ireto ny valin-tenin’ingahy ministre coach…

« Izaho aloha tsy minisitry ny Ati-tany dia tsy aiko izay nilazan’izany hoe ho soloina PDS izany. Ny aiko aloha izaho indray minisitre coach-ny Boeny dia manaraka tsara ny zava-misy rehetra any Boeny any, any Mahajanga any. Dia ny aiko aloha, ary ananako mihitsy ny taratasy kopian’izany, nanao (notapahany indray ny tenininy eto)… ny lalàna dia milaza fa ny filan-kevitra monisipaly, iny izany no rafitra fara-tampony amin’ny fanapahan-kevitra amin’ny fitantànana ny kaominina anankiray. Ary ny maire no manatanteraka ireo fanapahan-kevitra ataon’ny conseillers municipaux. Izay no tenenin’ny lalàna. Ary anisan’ny fahefan’ny conseil municipal ny manao, araka ny voarafitry ny lalàna hoe: izao no atao rehefa heveriny fa misy zavatra tsy miady amin’ny fanatanterahana ilay izy, ataon’ilay maire.

Ny hitako dia nisy taratasy, voafaritry ny lalàna izany, fangataham-panazavana nataon’ireo majorité-ny conseillers municipaux ireo ho an’ilay maire. Taratasy fangatahim-panazavana hoe: ahoana ireto, ireto, ireto, ireto amin’ny fitantànana ny mairie, indrindra indrindra fitantànana ara-bola sy ara-pitaovana. Dia ahoana no nataonao an’izao izay tsy mifanaraka amin’ny lalàna. Manome ohatra aho: nahazo fanampiana don fiara ny commune urbaine Antananarivo, oadray, Mahajanga. Fiara SUV ireny, 4X4 kely ireny. Nataon’ny conseillers municipaux ny fanafiadiana; ohatra fotsiny, ny taratasy momban’ny assurance an’ilay fiara, amin’ny anaran’ny maire. Ahoana, 4X4 maoromaorona kely tsara nataon’ilay Ong don ho an’ny mairie, maninona no misoratra amin’ny anaran’ny maire dia entin’ny maire eran’ny tanàna? Lasan’ny maire izany ilay izy? Amin’ny lalàna aiza no misy milaza fa rehefa misy don omena an’ny mairie na omena an’ny minisiteran’ny Serasera dia entin’ny minisitry ny Serasera any dia ataony amin’ny anarany? Fanodikodinana fananam-panjakana izany. Iray fotsiny izay ohatra izay. Dia mandeha izany izay, araka ny lalàna, toa hoe rahampitso zoma no hanao (tapaka kely koa teto ny teniny) … izay koa voafaritry ny lalàna, hanao ny… izay koa voafaritry, hanao ny AG extraordinaire ireo conseillers municipaux, hiaino izay ho valin-tenin’ilay maire eo ary hanapak’hevitra. Inona ny zavara voafatitry ny lalàna amin’ny fanapahan-keviny? Dia hoe: mampiàto ao anatin’ny iray volana, heu mandritra ny iray volana raha ohatra ka hitany fa mitombona ary tsy mitombona ny valin-tenin’ny maire, afaka mampiàto ny majorité-ny conseillers municipaux (Tff: municipal foana moa no noteneniny fa manimba maso raha atao conseillers municipals, tsy izany?) ».

Michel Ralibera: "mifanandrify amin’ilay raharaha tany Mahajanga tokony nahatongavan’Andriamatoa Andry Rajoelina izany rehetra rehetra izany?"

« Fa maninona? F’angaha nisy heloka natao angaha ilay maire tamin’iny fahatongavana tany iny? Ni-invité anie izy e! Fa ny fomba nanaovany azy no tsy nety, tsy nanaraka ny lalàna. Voalohany: mila autorisation vao manao manifestation sur la voie publique (Ttf: ingahy Jaona Elite izany dia tena ambon’ny lalàna tokoa satria tsy nila izany autorisation izany izy taminy namory olona teny Ankaraobato ô? Aza fady: ay moa Hvm ingahy Elite). Faharoa: fanjakana ange izany mairie izany fa tsy fanjakana kely ao anaty fanjakana be e! Toa ny misy eto an-drenivohitra koa, toa ny mairie an’ity capitale ity ! Mieritreritra ny tenany ho fanjakana kely ao anaty fanjakana be. Volam-panjakana avokoa no miasa aminy mairie izany. Raisina toa volam-panjakana (teto izy dia nanomboka niboredika). Ah, heu, n’inona moa izy ity, ny hetra rehetra rehetra rehefa mandoa hetra ny tsirairay dia miditra any amin’ny volam-panjakana. Raha mandoa haba-tsena koa ny, ny, ny ny ao amin’ny tsenan’i Mahajanga, dia miditra any amin’ny kitapom-bolan’ny meuh, meuh mairie izany fa ny fomba fitantànana dia mitovy amin’ny fomba fitantànam-bolam-panjakana (Ttf : izany an?). Volam-panjakana izany no tantànan’ilay mairie. Ka raha manao làlana izy, làlan-kely any Ambovalàna any na any amin’ny abattoir any, dia volam-panjakana (teto dia nisento mihitsy i ranamana, asa ny antony). Fa tsy hoe volam-panjakana no ampiasaina dia i Andry Rajoelina… »

Michel Ralibera: "Ka raha nanome vola Andriamatoa Andry Rajoelina ?"

« Na nanome vola ary! (entitra be ny anareo teto). Manatrika… tsy mitokana. Mbola reste à avoir hoe nanome vola ve? Fa raha volam-panjakana no nanaovanao io dia ianao fanjakana no mitokana azy (Tff: izany an? Aleoko tsy manome ohatra hafa fa hiady amina olona very jery toa io ve e!?). Fa tsy Andry Rajoelina no asainao mitokana azy. I Andry Rajoelina anie, ho an’izay tsy mihitratra tsara ny masony, simple citoyen izao e! OLO-TSOTRA. Tsy teto Madagasikara nandritra ny efa-taona, fa milaza ho Messie vao tonga vao aingana, gasy vao tonga (Ttf: I Henry Rabary-Njaka koa nolazainy fa gasy vao tonga, tao aminy radio Free FM . Lala-kitasikoa ny an’ity ranamana ity e !). Ka izany ange,izy izao e! Fa tsy hoe vao tonga avy any dia izao e, iry iry fa marina dia marina ihany. Izahay teto, nandritra ny efa-taona izay (Ttf: tena tranon-dainga mihitsy: Ny volana avrily 2017 izy vao niverina minisitra rehefa voadakan’i Omer Beriziky, mbola Praiminisitra tamin’ny taona 2014, taorian'ny fianianana fôpla tao Mahamasina iny. Efa-taona taiza? Sa tsy mahay manisa tampoka koa?) niasa, niatrika ny raharaham-pirenena sy izay rehetra rehetra mifandraika amin’izay. Ianao voky dia nipetraka tany Paris nandritra ny efa-taona, nihinana ny azo; dia tonga avy any amin’izay ianao, dia ianao indray no milaza an’ilay (teto izy toa tonga saina tampoka ka niova resaka)… nefa teto rovitra pataloha. Aoka hazava ity resaka ity ».

Aoka tokoa hazava ity resaka ity ary raha mandalo ny teny ny soratra hitoetra. Fa efa novidiany lafo ireo kaliziny ireo, ny ampitso zoma 13 avrily 2018 ihany. Raha dinihina tsara ny fanambarany dia tsy misy fanafany intsony fa vita ny an’ingahy Ben’ny tanàna Mokhtar. Mbola tsy «voatsara» dia efa meloka «araka ny lalàna». Io foana mantsy no naverimberiny. Sady 11 amin’ireo conseillers miisa 19 koa anie no nangataka ilay AG extraordinaire fangatahana fanazavana e! Tonga dia masaka. Ary ny sabotsy dia tokony efa PDS no nitsena an’ingahy Filoha Hery nanokana ny fanavaozana ilay hotely be "La Piscine" amoron-dranomasina. Saingy namadika azy ny zava-nisy : tsy voahongana ingahy Ben’ny tanàna Mokhtar ary mbola eo izy amin’izao 12 Janoary 2019 izao. Io angaha ilay hoe « vendredi 13 » ?

13, vous avez dit 13 ? Comme c’est étran…ze.

Dossier de Jeannot Ramambazafy – Également publié dans « La Gazette de la Grande île » du samedi 12 janvier 20019

Mis à jour ( Lundi, 14 Janvier 2019 03:56 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

«La Passion du Christ». Concert de Pâques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 à 15 heures en la Cathédrale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de Pâques, les enfants du Centre -des adolescents à présent!-, s’entraÃ...

 

Président Andry Rajoelina 2024. Firarian-tsoa sy Faniriana – Vœux et Souhaits

 

Antananarivo. VIDEO DU CONCERT de l'Orchestre de l'Orphelinat Saint Paul. Concert de Noël du 17.12.2023

 

Antananarivo HWPL. 2è Édition de la Symphonie de la Paix avec l'Orchestre de l’Orphelinat Saint Paul

 

Andry Rajoelina Filoham-pirenena. Didim-pitsarana laharana faha 08-HCC/AR tamin’ny 1 desambra 2023 anambaràna ny vokatra ofisialin’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana Filohan’ny Repoblika

 

Wednesday Morning Group Madagascar. Le Bazar de Noël de son 60è Anniversaire

Qu'est-ce que le Wednesday Morning Group ? Le Wednesday Morning Group (WMG) a été créé en 1963 par un group...

 

Rasolonjatovo Honoré. Solombavambahoaka nandao antsika teo amin’ny faha-66 taonany

 

Madagascar. Élection présidentielle du 16 novembre 2023. Mme Christine Razanamahasoa piétine l'article 5 de la Constitution, stipulant, entre autres que "la Souveraineté appartient au peuple" et non à sa plateforme de bras cassés politiques

 

FILOHA ANDRY RAJOELINA, 2019-2023. FANTARO NY ZAVA-BITANY MARO LAVITRY NY LAINGA SY NY TSAHO

 

CHRISTIAN ANDRIANARISOA. Lasa omaly Alatsinainy 16 Oktobra 2023 i Rakrisy zandry mpanao gazety tsy dia nisy mpahalala satria olo-tsotra izy kanefa nanana fahaizana manokana eo amin’ny sehatry ny fanaovan-gazety