Zafy Albert. Lamesa tao aminy Ekar Antanimena. SARY 1

Dimanche, 15 Octobre 2017 18:12 Photos
Imprimer

Alahady 15 oktobra 2017: fotoam-pivavahana ho an'ny fialan-tsasatry ny fanahin'ny Profesora Zafy Albert, Filoham-pirenena malagasy teo aloha (2013-2016) tao amin’ny EKAR Antanimena, izay notarihin’ny Mgr Odon Marie Arsène Razanakolona. Sary dingana voalohany. Ny adidy, Tompoko, tsy an'olon-dratsy. Marihina fa tsy misy fepetra ny fampiasana ny sarinay ato aminy madagate.org satria ny Profesora Zafy Albert dia Olom-bahoaka ao anatin'ny Tantaram-pirenena malagasy).

Jeannot Ramambazafy sy Harilala Randrianarison

Mis à jour ( Lundi, 16 Octobre 2017 03:33 )