Alain Michel Paparazzi. Faraveloman’i FAR

Samedi, 24 Avril 2021 16:13 Articles
Imprimer

Lasa nandao anay ianao ry Paparazzi be vazivazy, be tatasika kanefa nahitana ambiasy mafana niaraka taminao.

Tohina mafy ny fo nilaozanao, latsaka ny ranomaso. Miahotra ny tànana manasosa ny teny farany eto. Gina tanteraka ireto namana mpiara-miasa taminao. Tsy mety manaiky ny saina kanefa atao ahoana fa izay no fandaharana e !

MANAIKY IZAHAY E !

Ny mpiara-miasa rehetra eto amin'ny LA GAZETTE DE LA GRANDE ILE dia miondrika am-pitiavana ary mitondra ny teny fampionona sy fampaherezana ho an'ny vady aman-janany sy ny fianakaviana manontolo.

Mahaiza mionona.


FAR (Francis Aurélien Rakotovololona)

La Gazette de la Grande île

Talen’ny Famoahana vonjimaika

Directeur de publication par intérim

Mis à jour ( Samedi, 24 Avril 2021 16:53 )